- Alatsinainy 29 Aprily 2013
Politique.Ankolafy Zafy Albert Vao mainka nipatitaka koa
Voatery nanazava ny toerany anatin’izao safotofoton-draharaham-pirenena izao ny ankolafy zafy omaly.
Hamaky ny tohinyVoatery nanazava ny toerany anatin’izao safotofoton-draharaham-pirenena izao ny ankolafy zafy omaly.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly rehefa naharitra 20 andro ny fanaterana antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho kandida filoham-pirenena hatao amin’ny 24 jolay 2013 teny amin’ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana manokana misahana ny fifidianana na CES Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyTomefy olona ny kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo. Anjaran’ny tanora sy tantsaha avy any Manjakandriana moa ny sehatra ka tonga an-kianja indray ry Sitraka sy ny mpandihany
Hamaky ny tohinyRaha nisy kely angamba dia efa nanatitra ny dosieny teny Ambohidahy koa i Andry Rajoelina, hoy ny be vazivazy omaly alahady raha nahita ny fibosesik’ireo kandida ho filoha teny amin’ny CES Ambohidahy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Siosion-dresaka efa hatry ny ela ny firotsahan’i Dadafara na Andriamampionona Joseph Martin ho kandida filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny