• Talata 30 Aprily 2013
Politique.Camille Vital Manao izay danin’ny kibony ao amin’ny TVM

Diso tafahoatra ny fanaovana dokambarotra ny kandida Camille Vital ao amin’ny fahitalavi-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.CT Abdallah M’Chindra Andao hifidy fa mangirifiry loatra ny vahoaka

Efa manaintaina be ny krizy, hoy ny CT Abdallah M’Chindra avy any DIANA, efa ampy ny vahoaka Malagasy niaritra ny fangirifiriana amin’ny fiainana andavanandro izay ka aleo izy hifidy ny olona izay heveriny fa hitondra an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.CT Rarison Hilarion Nopotehin’ny mpanongam-panjakana i Fianarantsoa

Nopotehin’ny mpanongam-panjakana notarihan’i Andry Rajoelina tamin’ny 2009 ny fiainan’i Fianarantsoa manontolo, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Rarison Hilarion.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.Dinika fampihavanan’ny FFKM Nivoitra tao Toamasina ny hananganana tetezamita vaovao

Vita omaly tontolo andro ny fankan-kevitra tao Toamasina mikasika ny dinika fampihavanana karakarain’ny FFKM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.Donak'afo : Fepetra manokana

Mbola mibahan-toerana amin’ny resaky ny olona etsy sy eroa hatramin’izao ny hamaroan’ny kandida ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.Kandida filoham-pirenena 12 tsy nahaloa ilay antoka 50 tapitrisa

24 ora aty aorian’ny fikatonan’ny fametrahana antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena eo anivon’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana na CES dia mitsikafona ny resaka fa maromaro amin’ireo kandida nametraka dosie teny Ambohidahy no tsy nahaloa akory ilay anto-bola 50 tapitrisa Ariary, takiana amin’ny kandida.

Hamaky ny tohiny
FTT