• Talata 30 Aprily 2013
Politique.Radanoara Julien «Afa-baraka isika !»

Tena hanaratsy endrika an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny firotsahan’ireo olona voasazy amin’ny fifidianana filoham-pirenena, araka ny nambaran-dRadanoara Julien, manampahaizana manokana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.Ratsiraka Didier Miady ny hiverenan-dRavalomanana

Namaly ny fanakianana azy ho mpanakarontana ny fifidianana noho ny firotsahany ho kandida ny amiraly Ratsiraka, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataony tesy amin’ny Carlton.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aprily 2013
Politique.Kandida filoham-pirenena “Record” i Madagasikara

Mponina 20 tapitrisa, misy mpifidy 8 tapitrisa, manana kandida 49 be izao ! Montsana ny zava-bita eran-tany amin’ny hamaroan’ny kandida filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aprily 2013
Politique.Alain Ramaroson Tsy tapa-kevitra tamin’ny ora farany

Nivalona teo iny ny pejin’ny fanaterana antontan-taratasy filatsahan-kofidian’ireo efa nilaza ampahibemaso na nanam-paniriana mba ho kandida.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aprily 2013
Politique.Jeneraly Dolin Rasolosoa Mba tsy hisy intsony ny fidinana an-dalambe

Krizy politika efatra no efa niainan’ny firenena tao anatin’ny 53 taona niverenan’ny fahaleovantena. Amin’ny alalan’ny fidinana an-dalambe hatrany no anehoan’ny vahoaka ny tsy fahafaliany amin’ny mpitondra ka mampianjera ireo fanjakana nifandimby.

Hamaky ny tohiny
FTT