• Alakamisy 02 Mey 2013
Politique.Rajemison-Vital Mitovy fa tsy sahala

Samy tonga nametraka antontan-taratasy filatsahan-kofidiana amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 24 janoary 2013 izao teny amin’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana Rajemison Rakotomaharo sy Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2013
Politique.Roland Ratsiraka Nanao pi-maso tamin’ny mponina eny Anosibe

Hitan’ireo kandida indray ny faritra iva rehefa antomotra ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2013
Politique.Vondron’Antsahabe Manohana ny ezaka ataon’ny FFKM

Mitombo sy mivelatra hatrany ny sehatra manohana ny ezaka ataon’ny FFKM handaminana ny krizy sy ny tsy hiverimberenany intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aprily 2013
Politique.Kajy politika Kandida 15 no hifanandrina amin’i Neny ?

Mizara telo mazava tsara ireo 48 mianadahy kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT