Politique

CT Abdallah M’Chindra Andao hifidy fa mangirifiry loatra ny vahoaka


  • Talata 30 Aprily 2013

Efa manaintaina be ny krizy, hoy ny CT Abdallah M’Chindra avy any DIANA, efa ampy ny vahoaka Malagasy niaritra ny fangirifiriana amin’ny fiainana andavanandro izay ka aleo izy hifidy ny olona izay heveriny fa hitondra an’i Madagasikara.

 Tsy tokony hihemotra intsony io datim-pifidianana io satria firenena laika ny eto, araka ny voalazan’ny lalàmpanorenana, ka tsy izy ny andraikitra sahanin’ny FFKM mitady hanemotra ny fifidianana sy hanalava indray ny tetezamita. Ny fanjakana ankehitriny koa dia sy tsy tokony hanao zavatra efa nataon’ny taloha fa fiovana no nilaina ka tsy tokony hiverina amin’ireny fampihorohoroana mpiasam-panjakana sy fampitahorana famindran-toerana ary koa ny fanalana mpiasa ireny. Tokony ho fampandehanan-draharaha fotsiny no ataon’ny governemanta ankehitriny, hoy ny CT Abdallah, mba hampandehanana ny fifidianan araka ny tokony ho izy, tahaka izany koa ny resaka Jirama be delestazy n’aiza n’aiza ary tsy voalohan’ny fanjakana ny faktiora…

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT