• Alakamisy 16 Mey 2013
Politique.Praiminisitra Beriziky Hoesorina ?

Hita ho somary mitandrina maneho hevitra nanomboka tamin’ity herinandro ity ireo mpanao politika. Misy ny milaza fa aleo aloha ho hita tsara izay fivoaran’ny toe-draharaha izay vao miresaka isika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2013
Politique.Didy hitsivolan-dRajoelina Nailiky ny governemanta ambongadiny

Mafana ny toe-draharaha. Fotoana lavalava izao no tsy nisy filankevitry ny minisitra intsony. Marisarisa ny fifandraisana eo amin’Ambohitsorohitra sy Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2013
Politique.Fifidianana Vonona ara-teknika ny CENIT

Mbola nanamafy indray omaly Ramatoa Atallah Béatrice raha nifanatrika tamin’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita teny Tsimbazaza fa vonona ny CENIT amin’ny fanatanterahana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Herin’ny maizina

Afo nandoro sy nanapotika niampy olona maty no nametrahana izao fitondrana tetezamita izao. Nandravarava teto ny rivodoza, maro ny fefiloha vaky, dibo-drano ny tany Toliara ary tsy mbola nisy tahaka izany tato anatin’ny 30 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Mamela heloka

Mitohy ny vavaka fitalahoana ho an’ny firenena, ho an’ny fiangonana ary ny marary karakarain’ny FJKM ka ny FJKM Ambatoroka Finoana indray no nampiantrano izany omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT