• Alatsinainy 20 Mey 2013
Politique.Joaquim Chissano Izy no mampisavorovoro

Ny tatitra nataon’i Joaquim Chissano teo anivon’ny Troika-SADC no fototr’izao savorovoro mitranga ankehitriny izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Akaiky ny vahoaka hatrany

Tsy mampiraika ny ankolafy Ravalomanana ny fanambarana navoakan’ny fikambanana iraisam-pirenena miantso ireo kandida telo dia i Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana sy Didier Ratsiraka, mba hiala an-daharana amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2013
Politique.Parlemantera tsy miankina Saro-piaro amin'ny raharahan-tokantranon'ny Malagasy

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ireo Parlemantera tsy miankina mpikambana ao amin'ny Kongresin'ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2013
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Manao mizana tsindrian’ila

Manjavozavo be ihany ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana. Tandidomin-doza ny zotram-pifidianana. Miray feo ny sehatra iraisam-pirenena fa tokony hiala an-daharana ny kandida telo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2013
Politique.Taratasy ho an’i Jean Miandry Mana hoe ?

Amin’ny alalan’ity taratasy ity no mba hisintonako ny sainareo ry Jean. Raha jerena ny manodidina sy ny fiainantsika amin’ny ankapobeny dia tena nitontongana ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
FTT