Politique

Fifidianana depiote Nitarina hatramin’ny 15 jona ny fametrahana dosie


  • Alakamisy 16 Mey 2013


 Afa-tebiteby indray aloha ireo izay mieritreritra hirotsaka hofidiana ho solombavambahoaka voalohany amin’ny Repoblika faha-4. Araka ny fangatahana fanemorana nataon’ny CENIT dia nanapaka ny filankevitry ny governemanta nivory omaly fa dia nitarina hatramin’ny 15 jona 2013 ny fara-fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana, raha tokony ho amin’ny 26 mey izao izany no hifarana. Teo ny fitokonan’ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana izay tsy nahafahan’ireo kandida naka bileta faha-3 amin’ny “casier judiciaire”, nisy toerana sasany koa tsy vonona ara-potoana ireo antontan-taratasy nahafahan’ireo mpikambana OVEC niasa. Araka izany dia nihemotra ho amin’ny 25 jona ihany koa ny famoahana ny lisitr’ireo kandida ofisialy amin’izany fifidianana solombavambahoaka hatao amin’ny 25 septambra izany.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT