- Talata 21 Mey 2013
Politique.Taratasin’i Jean Aleo hilamina e !
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Pentekôsta ry Jean. Enga anie ka mba hitondra fanovana sy fiovana tokoa izy iny !
Hamaky ny tohinyMiarahaba antsika rehetra nahatratra ny Pentekôsta ry Jean. Enga anie ka mba hitondra fanovana sy fiovana tokoa izy iny !
Hamaky ny tohinyMamato-tena i Andry Rajoelina. Zatra nilalao ny lalàmpanorenana 2010 sy mampivady amin’ny tondrozotra 2011 ka dia tafiditra anaty vovo ankehitriny. Tereny miaraka ampiharina ny fepetra tetezamita amin’ny lalàmpanorenana 2010 sy ny voalazan’ny andininy faha-14 ao amin’ny tondrozotra 2011 raha misy fahabangan-toeran’ny filohan’ny tetezamita, ka izay voa kenda.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro ary adihevitry ny mpahay lalàna, eny fa na ny olon-tsotra aza ny fanapahan-kevitra navoakan’ny Filankevi-pilaminana sy fandriampahaleman’ny Vondrona Afrikanina na CPS nivory tany Addis Abeba ary nivoaka ny 16 mey teo.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina tanteraka omaly ny filohan’ny CENI-T Rtoa Atallah Béatrice raha nanambara fa hampiato ny famatsiam-bolany amin’ny fikarakarana ny fifidianana ny Vondrona Eoropeanina, izay efa nampanantena fa hanome 7,5 tapitrisa euros.
Hamaky ny tohinyRaha tena ampiharina ny lalàna, ary tanterahana ny tsindry bokotry ny sehatra iraisam-pirenena dia kandida 9 izany no tokony hitsoaka an-daharana.
Hamaky ny tohiny