• Talata 21 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Sarotra ny mandamina

Hanomboka afaka iray volana ny fampielezan-kevitra. Tsy mbola fantatra anefa izay tena ho fizotry ny raharaha eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2013
Politique.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Vonona hifamela amin’ireo nisetrasetra taminy

Nitsingerina ny 20 mey teo ny fahatelo taonan’ny raharaha FIGN izay namoizana aina miaramila, sivily ary mpitandrina HMF ary nanaovana hazalambo ireo ambiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2013
Politique.Kongresin’ny tetezamita Tsy matotra ilay fivoriana ara-potoana

Asa indray izay hiseho eny amin’ny Lapan’ny Kongresin’ny tetezamita eny anio talata 21 mey ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Roso ny dia

Distrika telo indray dia Antananarivo faha-5 (Analamahitsy), Atsimondrano (Behenjy Itaosy) ary Ambohidratrimo (Talatamaty) no notsidihan-dRamatoa Lalao Ravalomanana ny sabotsy 18 mey teo, fotoana nahafahany nihaona nivantana tamin’ny vahoaka izay efa liana ny hahita azy ary nifampita vaovao taorian’izay efa-taona tsy nihaonana izay ary nijery ifotony ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2013
Politique.Ambatomanga Nitsidika ny sekoly nianarany i Neny

Niatrika ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy tao Ambatomanga Ramatoa Ravalomanana Lalao, tamin’ny andro fankalazana ny nidinan’ny Fanahy Masina tamin’ny Apostoly, ny alahady 19 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2013
Politique.Marc Ravalomanana “Mahay, mahavita ary maranitra i Neny”

Manoloana ireo fanambarana ranolava nataon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena mitaky ny tokony hisintahan’ireo kandida telo amin’ny fifidianana filoham-pirenena, anisany Ramatoa Lalao Ravalomanana dia niditra an-telefaonina nivantana tao amin’ny Magro Behoririka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, nitondra fanazavana sady naneho ny heviny.

Hamaky ny tohiny
FTT