• Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Maevatanana - Mahajanga Mafana ny fandraisana an’i Neny

Mitsidika ny any amin'ny faritra Boeny indray Ramatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy nanomboka omaly alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Magro Antsirabe Voakiana indray ny vondrona iraisam-pirenena

Voakiana mafy tao an-kianjan’ny Magro Antsirabe indray ny vondrona iraisam-pirenena ny alarobia 22 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Randrianarimalala Julien Manohitra marindrano ny fivarotan-tanindrazana

Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Atoa Randrianarimalala Julien, mpanolotsaina manokan’ny Praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria Botozaza Pierrot mipetraka any Amoron’i Mania sady mpandrindra ny hetsiky ny Zanak’i Dada ao amin’ny Distrikan’Ambositra. Hiompana manontolo amin’ny sehatry ny politika sy ny toe-draharaham-pirenena ny fanadihadiana niarahana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2013
Politique.Andry Rajoelina Voatsipaka ambavafo tao Amoron’i Mania

Maro amin’ireo vahoaka any Amoron’i Mania nanaovana fanadihadiana mikasika ny toe-draharaha politika ankehitriny no talanjona amin’ny fanohanan’ireo mpitondra akaikin’i Andry Rajoelina olon-kafa any amin’ny Faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2013
Politique.Jeneraly Dolin Rasolosoa Haongan’ny namany etsy Anosikely

Amin’ity anio ity, araka ny fandaharam-potoana neken’ny besinimaro tamin’ny herinandro no hatao eny Anosikely ny fifidianana handaniana izay hisolo ny filohan’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST), ny jeneraly Rasolosoa Dolin, izay tsy maintsy mametra-pialana satria kandida filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Manao politika indray

Mihazakazaka ny toe-draharaha. Lasa any Etazonia ny filohan’ny CENI-T, eto an-toerana maro dia maro ny fivoriana tetsy sy teroa, ary anio dia hiseho sehatra indray ny Komity mpanara-maso ny tondrozotra (CSC) sy ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) fa hoe tsy maintsy hamoaka fanapahan-kevitra hentitra, hono.

Hamaky ny tohiny
FTT