• Talata 28 Mey 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toamasina Navadika ho «Quartier Général» ny foibe Tiko sy MBS tao Ambodisoanambo

Tontosa ny sabotsy tolakandro teo ny fanadiovana ny toerana nisy ny foibe Tiko sy ny MBS tao Ambodisoanambo Toamasina, hatao «Quartier Général» ny ankolafy Ravalomanana Faritra sy Distrika Toamasina voalohany sy faharoa ary ny komity mpanohana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2013
Politique.Donaf'afo : Mikatso tanteraka

Hijanona herinandro eto Madagasikara indray ny iraky ny SADC tarihan’i Leonardo Simao, hanara-maso ny fampiharana ny tondrozotra, hijery ny fizotry ny fanomanana ny fifidianana ary hihaona amin’ireo vondrona politika, hono.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2013
Politique.Antananarivo renivohitra Niala ny PDS

Anisan’ireo manampahefana, kandida nametra-pialana amin’ny andraikiny ka nanatitra ny taratasy mifandraika amin’izany teny amin’ny CES Ambohidahy omaly tolakandro ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Atoa Edgard Razafindravahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Hailika «par silence» ?

Miandry izay didy havoakan’ny Fitsarana Manokana momba ny Fifidianana (CES) ny rehetra taorian’ny fahataperan’ny fe-potoana omaly, nofaritany mba hametrahan’ireo kandida voatondron’ny lalàna hametra-pialana amin’ny asany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2013
Politique.Leonardo Simao Tonga hanasa atidoha ny mpanao politika

Eto Madagasikara hatry ny omaly tolakandro indray ny iraky ny SADC tarihan’ny Dr Leonardo Simao sy Atoa Nuno Thomas mpanolotsainy manokana. Tafiditra ao anatin’ny fanohizana ny ezaka amin’ny famahana ny krizy sy ny fanomanana ny fifidianana no anton-dian’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT