• Alarobia 29 Mey 2013
Politique.CST Rakotonirina Lovanantenaina «Tanjonay ny hahalany an’i Neny fihodinana voalohany»

Anatin’ny fiomanana amin’ny fampandaniana an-dRamatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy ny ankolafy Ravalomanana ao Amoron’i Mania. Nisy indrindra ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’ny CST Lovanantenaina Rakotonirina mpandrindram-paritry ny ankolafy Ravalomanana ao Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Tafatsangana ny komity mpanohana azy any Fandriana

Feno hipoka ireo mpanohana an’i Neny Lalao Ravalomanana ny efitrano malalaky ny Depioten’i Fandriana teo aloha tao Andrefantsena Fandriana ny sabotsy 25 mey 2013 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Nanao fanambarana fa …

Tsy afaka ny hangina manoloana ny zava-misy Ramatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy, koa dia namoaka fanambarana ofisialy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2013
Politique.TGV Analamanga Tsy hita tabilao intsony

Tsy faly amin’ny filohan’ny Tetezamita noho ny toetrany mitranga mihemotra lava ihany koa ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin’ny antoko noforoniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2013
Politique.Vehivavy parlemantera Hitarika ny vehivavy hilahatra anio

Nivory tao Tsimbazaza ireo parlemantera vehivavy mpikambana CST sy CT omaly talata 28 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2013
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Mihantsy ny CES

Anisan’ireo kandida filoham-pirenena tsy nametra-pialana ny CT Voninahitsy Jean Eugène.

Hamaky ny tohiny
FTT