- Alatsinainy 27 Mey 2013
Politique.Kandida filoham-pirenena Nametra-pialana koa ny CST Rabetsaroana Sylvain
Nanaja ny fe-potoana 60 andro voafaritry ny lalàna tokony hametraham-pialana ny CST Rabetsaroana Sylvain, izay kandida filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny