- Alakamisy 30 Mey 2013
Politique.Fampihavanana sy fandaminana Inona no antoka omen’ny FFM ?
Hihemotra ihany ve sa tsy hihemotra ny fifidianana, ary raha mihemotra dia rahoviana ny daty manaraka ?
Hamaky ny tohinyHihemotra ihany ve sa tsy hihemotra ny fifidianana, ary raha mihemotra dia rahoviana ny daty manaraka ?
Hamaky ny tohinyTsy misy zavatra milamina eto amintsika. Miha sarotra hatrany ny hahatanteraka ilay fifidianana amin’ny 24 jolay. Manomboka indray ny fivoriana etsy sy eroa hikononkononana zavatra hafahafa.
Hamaky ny tohinyFifidianana izao ny resaka nefa mbola maro ireo gadra politika any am-ponja. Misy 24 ireo sivily sy miaramila voatazona any am-pigadrana ankehitriny noho ny raharaha 7 febroary 2009, FIGN 2010, BANI 2010, araka ny tarehimarika nomen’ny fianakaviana.
Hamaky ny tohinyTsy ireo mpanao pôlitika ihany no tokony hampihavanina ho an’i Razafindrakoto Vonitatamo, mpandinika fiarahamonina sady mpanolotsaina amin’ny fifandraisana… fa ny Malagasy rehetra mihitsy mba hiravonan’ny olana misy eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinySamy hafa mihitsy ny fomba fanaovana politika amin’ny lehilahy sy ny andriambavilanitra. Raha variana amin’ny adilahy politika mifandramatra amin’ny CES, ny FFM ary Andry Rajoelina ny ankamaroan’ireo kandida filoham-pirenena dia misoko mangina kosa ny fitetezam-paritra ataon’ireo mpifaninana vehivavy.
Hamaky ny tohinyMitodika eny Alarobia misy ny foiben’ny Vaomieram-pirenena manokana misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na ny CENI-T ny mason’ny mpanara-baovao manomboka anio.
Hamaky ny tohiny