• Alarobia 10 Jolay 2013
Politique.«Triangle du Nord» Mamofompofona resa-poko

Fohazina indray ny «Triangle du Nord». Fifanojoan-javatra sa inona no tiana hahatongavana aminy, satria ao anatin’ny fotoana mampisavorovoro ny toe-draharaham-pirenena indray izy ity no resahina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2013
Politique.Vondrona Afrikanina, SADC, COI Tsy sahy nivatravatra

Anio alarobia no hanomboka hihaona amin’ireo vondrona politika eto amintsika ireo delegasiona mafonja avy amin’ny fanakaviambe iraisam-pirenena tonga teny Ivato omaly, nahitana an’Atoa isany sy ny mpiara-miasa aminy avy Ramtane Lamamra lehiben’ny vaomieran’ny fandriampahalemana sy ny filaminana ao amin’ny Vondrona Afrikanina, Joaquim Chissano lehiben’ny mpanelanelana handamina ny raharaha Malagasy avy amin’ny SADC ary Jean Claude de l’Estrac, Sekretera jeneralin’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana (COI).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2013
Politique.Andriamampianina «Ny FFKM sisa no mety ho vahaolana»

Very hevitra ny Malagasy sy ny tantsaha amin’izao fivoaran’ny toe-draharaham-pirenana izao noho ny afitsoky ny mpanao politika, hoy Andriamampianina raha tafaresaka tamin’ny gazety ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2013
Politique.Beriziky Jean Omer Tsy mahafeno ny fepetra maha praiminisitra iraisana intsony

Nandrandraina hitondra fitoniana sy filaminana ny fananana praiminisitry ny marimaritra iraisana avy amin’ny mpanohitra tamin’ny alalan’i Beriziky Omer.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2013
Politique.CT Didier Radert «Fitondrana jiolahimboto no eto»

Nahaliana ny maro ny fivoaran’ny raharaham-pirenena tato anatin’ny 24 ora farany ka nahabe resaka tao an-kianjan’ny Magro Antsirabe ny alarobia 29 mey teo.

Hamaky ny tohiny
FTT