Politique

Fifidianana tany Mali Mety ho tafita “1er tour” i Ibrahim Boubacar Keita


  • Talata 30 Jolay 2013


Nizotra nilamina, araka ny tokony ho izy ny fifidianana filoham-pirenena natao tany Mali tamin’ny alahady teo na dia teo aza ny fandrahonana vondrona djihadista mitam-piadiana. Tany amin’ny tapany avaratra izay nahiana mafy ny hisiana korontana dia ireo miaramila misatro-mangan’ny Firenena Mikambana no niambina. Hatreto dia mitarika vonjimaika amin’ny isam-bato ny kandidan’ny Rassemblement pour le Mali na RPM, Ibrahim Boubacar Keita. Mandeha aza ny tombana fa mety ho tafita amin’ny dingana voalohany izy. 69 taona ny lehilahy ary praiminisitra teo aloha.

ANA

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT