Politique

Lalao Ravalomanana Nanome hery ny Zanak’i Dada tany Besalampy


  • Alatsinainy 29 Jolay 2013

Tany Besalampy Faritra Melaky Rtoa Lalao Ravalomanana, kandida filoham-pirenena, omaly.

Mpikambana maro amin’ny Zanak’i Dada sy ny ankolafy Ravalomanana any an-toerana no nirohotra nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina. Tonga nihaona manokana taminy ny ankamaroan’ny hery velona tao an-toerana, sambany rahateo i Neny no nitsidika tany an-toerana. Nanome hery ny Zanak’i Dada tao Besalampy ny fahatongavany. Nanome toky ireto farany fa dia hanao ny ezaka rehetra hahatongavana amin’ny tanjona “1er tour dia vita” amin’ny fifidianana ho avy.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT