• Sabotsy 03 Aogositra 2013
Politique.Andry Rajoelina Tsy vonona hanao fifidianana

Manjavozavo be ihany ny zavatra tena tian’ny filohan’ny tetezamita hatao, misy fotoana izy toa miseho ho tena tia tanindrazana manindraindra ny fiandrianam-pirenena ary tena manentana mihitsy ny Malagasy hijoro sy hanohitra ny didin’ny be sandry ataon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena eto.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Aogositra 2013
Politique.Atoa Ramaharavo Michel “Tsy manaja ny zon’olombelona ny GIC-M”

Tsy mahazaka ny tery vay manta ataon’ny vondrona iraisam-pirenena mikasika an’i Madagasikara (GIC-M) ireo ekipan’ny filohan’ny tetezamita any ampitan-dranomasina, ka nandefa taratasy ho an’Atoa Joaquim Chissano nilazan’izy ireo ny tsy fahafaliany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Aogositra 2013
Politique.GIC-M Hiala nenina 15 andro

Omaly no nanomboka ny fihaonana tamin’ireo sokajin’olona maro samihafa, manampahefana sy mpanao sonia ny tondrozotra ny GIC-M izay tarihan’Atoa Joaquim Chissano, ahitana ny Dr Leonardo Simao sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy ao amin’ny vondrona SADC.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Aogositra 2013
Politique.Fanovana ny CES Nankatoavin’ny HCC

Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly fa mifanaraka ny lalàmpanorenana ny lalàna laharana 2013-008, izay manova sy mameno ny andininy sasany ao amin’ny lalàna laharana 2012-014 tamin’ny 26 jolay 2012, manangana ny CES na Fitsarana manokana momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Aogositra 2013
Politique.Atallah Béatrice Miaro tena mafy

Nanambara omaly ny filohan’ny CENI-T Rtoa Atallah Béatrice fa efa tena vonona ny lafiny ara-teknika amin’ny fiatrehana ny fifidianana, ary mbola azo atao tsara ny fanaovana fifidianana roa (filoham-pirenena sy solombavambahoaka) amin’ity taona 2013 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT