Politique

Lapa maitso Anosikely Nivoaka ny efitra fivoriana ny Ankolafy Ravalomanana


  • Alarobia 31 Jolay 2013


 

Nivoaka ny efitrano fivoriana tsy nety nifidy an’ilay volavolan-dalàna mikasika ny CES omaly ireo mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana rehefa tsy naharesy dohika ireo namany nikiribiby handany an’io lalàna io  noho ny teny midina azon’izy ireo. Tsy te hiray tsikombakomba amin’ny fanaovana kitoatoa tahaka ny fanekena an’io volavolan-dalàna io izahay, hoy ny iray tamin’izy ireo teo am-pidinana ny tohatra ao anatin’ny Lapan’Anosikely. Mety tsy hampiova na inona na inona, araka ny filazana fa izay tapaka dia tapaka na firy nifidy azy tao na firy, ny fihetsika nataonay saingy hanana akony lehibe kosa eo imason’ny mpanara-baovao sy ny vondrona iraisam-pirenena. Tsy mety ho fain’ny fahafaham-baraka amin’ny fandaniana lalàna fahatany ireo namana marivo salosana, hoy ny feon’ny CST avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana ka aleo ny tantara indray no hitsara.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT