- Zoma 16 Aogositra 2013
Fifidianana ho depiote
Nisintona ny filatsahan-kofidiany i Atallah Arline
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Araka ny nampoizina dia nametraka fitoriana teo anivon’ny CES araka izay heveriny fa rariny sy hitsiny ireo mpanao politika sy vondrona politika manana kandida filoham-pirenena ny alarobia lasa teo. Nisantatra izany ny alarobia 14 aogositra vao maraina tamin’ny 08 ora sy sasany ny vondrona Escopol.
Hamaky ny tohinyTafapetraka ny CES vaovao. Miantso ireo mpitsara vaovao mandrafitra azy tsy hanaraka ambokony ny tsindry ataon’ny GIC-M ny antoko Farimbona.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tafapetraka 70% any amin’ireo Kaominina mandrafitra ny Distrikan’i Mampikony Faritra Sofia ny ambaindain’ny antoko Zanak’i Dada.
Hamaky ny tohiny