- Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Botozaza Pierrot
Matoky ny CES tsy handairan’ny tsindry politika
Mazava ny resaka ankehitriny fa dia tsy tenieran’ny governemanta ny namoahana ilay didy hitsivolana nivoaka nandritra ny filankevitry ny minisitra natao ny zoma 09 aogositra teo manome alalana ny hanovana ny lisitry ny kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny