Ambatondrazaka

> Nahazo ny lehiben’ny Distrika vaovao


  • Sabotsy 17 Aogositra 2013


Notontosaina tamin’ity herinandro ity ny lanonam-pitsarana nametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny Distrika vaovao ao Ambatondrazaka, Atoa Herilaza Jeanoni. Lefitry ny Distrikan’Anjozorobe izy teo aloha no voatendry hisolo toerana ny lehiben’ny Distrikan’Ambatondrazaka izay lasa nisotro ronono. Nihaniana ny hanatanteraka ny adidy aman’andraikiny amin’ny rariny sy hitsiny eo amin’ny fitantanana ny Distrika Ambatondrazaka Atoa Herilaza Jeanoni. Notanterahana tamin’io fotoana io ihany koa ny fihanianana ho an’ny lehiben’ny Distrika Amparafaravola izay nisolo toerana Atoa Sambo.

Niry A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT