Ankolafy Ravalomanana

> Amin’ny sabotsy mifankahita


  • Alakamisy 05 Septambra 2013


Niditra mivantana nampita vaovao tamin’ireo mpiara-dia aminy vory isan’andro etsy amin’ny Magro Behoririka i Marc Ravalomanana omaly. Nanao tatitra fohy ny tenany nilaza fa dia tonga soa aman-tsara any Afrika Atsimo, mihaona aminy, ny delegasiona miisa fito avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, notarihin’i Mamy Rakotoarivelo. Nanomboka androany (omaly) ny fifampidinihana ary misy ihany ny tsy fitovim-pijery, hoy izy. Jerena avokoa ny zavatra rehetra ary tsy misalasala ireo delegasiona milaza ny heviny sy ny fahitany ary misy ny delegasiona ho any Addis Abeba rahampitso (anio). Ka amin’ny sabotsy aho, hoy ny filoha, miresaka kokoa fa ianareo manehoa toetra tsara ary ampaherezo ny vahoaka. Atokiso aho ary izaho hahatoky anareo.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT