• Alakamisy 19 Septambra 2013
Malagasy ho an'ny Tanindrazany
“Tsy hitondra fitoniana velively io fifidianana io”

Nihaona sy nitafa tamin'ny mpampahalala vaovao tetsy amin'ny Mon Goûter omaly ireo olon-tsotra, fikambanana, ary antoko samihafa mametraka ho filamatra ny hoe : “Malagasy ho an'ny Tanindrazany”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Radavidson Andriamparany
“Nanao ampihimamba ny firenena ny tetezamita”

Nivoitra nandritra ny famelabelaran-kevitra nataon’ny kandida ho filoham-pirenena Radavidson Andriamparany ho an’ireo mpanohana azy tany Ambatondrazaka ny talata teo fa nandentika ny firenena sy namela azy hoviravirain’ny vahiny ary nanao ampihimamba ny harena ao aminy no nataon’izao fitondrana tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Tabera Randriamanantsoa
«Ampodio Ravalomanana dia ataovy aloha ny fampihavanana»

Betsaka ireo kandida hirotsaka amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena hotanterahina ny 25 Oktobra ho avy io no tsy resy lahatra ny amin'ny tokony hisiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Ankolafy Ravalomanana
Am-perinasa tanteraka

Miditra amin’ny tena asa amin’izay ny ankolafy Ravalomanana ankehitriny satria hiatrika fifidianana ary hiezaka hampandany ny Dr Robinson Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2013
Kandidà efa manao fampielezan-kevitra
Mitaky ny hanasaziana azy ireo ny Green Gasikara

Naneho ny fankasitrahany ny fanapahan-kevitry ny Ankolafy Ravalomanana hanohana ny kandida Jean Louis Robison ny fikambanana Green Gasikara, araka ny nambaran’ny mpandrindra nasionaliny, Atoa Rafidinjatovo Zafimahaleo, raha io no tena lalana hamerina tokoa ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT