• Zoma 20 Septambra 2013
Lezava Fleury
Kely finoana ny amin’ny hisian’ny fifidianana

Kely finoana ny amin’ny hisian’ny fifidianana filoham-pirenena hotanterahina ny 25 oktobra ho avy io ny filohan’ny antoko Harena Lezava Fleury raha araka ny nambarany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2013
Riribe
“Reharehako raha fitiavan-tanindrazana no anagadrana ahy”

Tazana sahady amin’ny hetsika ara-politika etsy sy eroa i Riribe, fotoana fohy taorian’ny nivoahany ny fonja. Anisan’ireo mpitarika ny tambajotra «Malagasy ho an’ny Tanindrazana » nijoro tamin’ny 5 septambra 2013 teo izy izay efa namoaka fanambarana ampahibemaso fa mitsipaka marindrano an’izao fifidianana petatoko sy atao amboletra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Fanaraha-maso ny fifidianana
Vonona ny sehatra iraisam-pirenena

Nampahafantarina nandritra ny filankevitry ny governemanta natao teny Mahazoarivo omaly ny momba ireo hetsika ataon’ny sehatra iraisam-pirenena ho fanomanana sy fanohanana ny fifidianana ara-teknika, ara-pitaovana ary ara-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Fifidianana
4 farafahakeliny no kandidan-dRajoelina

Miverina ho ankolafy lehibe roa indray izao no mifaninana amin’ny fifidianana izay ho avy eo na ny filoham-pirenena izany na solombavambahoaka. An-daniny ireo mpanongam-panjakana tamin’ny 2009 sy ny ekipany ary an-kilany kosa ny ankolafin’ireo izay voaongana.

Hamaky ny tohiny
FTT