• Sabotsy 28 Septambra 2013
Fifidianana solombavambahoaka
Lisitra 30 no hifaninana ao Antsirabe I

Hafana ny fiadian-toerana ho solombavambahoakan’ny Distrikan’Antsirabe I raha ny tombana miainga amin’ireo lisitra miisa 30 hifaninana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Septambra 2013
Rév. Satrobory
«Tsy miova lasy izany aho»

Namaly ny filazana an-gazety tamin’ity herinandro ity nanambara fa «niova lasy» ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy Satrobory. Nambarany fa ny fahitana azy teny Mahazoarivo nanotrona ny hetsika nataon’ny Kintana mpanohana an’Atoa Tabera Randriamanantsoa no nahatonga io.

Hamaky ny tohiny
FTT