• Alarobia 02 Oktobra 2013
Tontolon’ny fifidianana
Miraradraraka ny volabe

Mampiteny ny moana tokoa ankehitriny ny mahita ny fihetsiketsehan’ireo kandida mandritra ny fampielezan-kevitra ataony amin’izao fotoana izao satria vola be amina miliara maro no ampiasainy hoentiny handresen-dahatra ny vahoaka hifidy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2013
Fikambanana Andrin’i Madagasikara
Tafatsangana ny rantsana any Soavinandriana Itasy

Velom-bolo ny tantsaha any Soavinandriana Itasy fa nirotsaka nivatravatra voalohany ny orana omaly ary namonto ny tany mihitsy. Ho foana ny mosary nahiana, hoy ireto tantsaha ireto, satria hiakatra ara-potoana ny vokatra toy ny katsaka sy vary amin’iny fiandohan’ny taona ho avy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2013
Radavidson Andriamparany
Hampanjaka ny fahamarinana hisian’ny hoavy mamiratra

Taorian’i Fianarantsoa dia ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano indray no notetezin’ny kandida Radavidson Andriamparany Benjamin omaly nampahafantarany ny fandaharanasany sy nanentanany ny olona hifidy.

Hamaky ny tohiny
FTT