• Alatsinainy 30 Septambra 2013
Raveloson Constant
«Horaisintsika am-pilaminana ny fitondrana»

Horaisintsika am-pilaminana amin’ny faha-25 oktobra ny fitondrana, hoy Atoa Ravelosona Constant tetsy amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2013
Propagandin’i Hery Rajaonarimampianina
Ady t-shirt tao Antsonjombe, nampiasa fiara tsy misy nomerao tany Ihosy

Ny fampisehoana maimaimpoana ataon’ireo mpanakanto kalaza ve no nahasarika olona sa ny kandida nanao fampielezan-kevitra sa ny fizarana fanomezana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2013
Adihevitra ao amin’ny TVM
Misy sahady ireo kandida mitsoaka an-daharana

Fanamaivanana ny fandaharana sa tahotra ny hiady hevitra ? Misy sahady ireo kandida mitsoaka an-daharana amin’ny adihevitra nomanin’ny CENI-T halefa amin’ny haino aman-jerim-panjakana, ifanatrehan’ny kandida roa, amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2013
Zafilahy Stanislas
Ny vahoaka no ho eny Ivato haka ireo fitaovana nogejaina

Mbola tavela eto Antananarivo ny tenanay ankehitriny na dia efa tokony hikarakara ny fototra any amin’ny faritr’i Vavatenina sy ny manodidina misy anay any, hoy i Zafilahy Stanislas.

Hamaky ny tohiny
FTT