Ankolafy Ravalomanana

> Nampahafantarina ny vahoaka ireo kandida depioteny ao Toamasina


  • Alatsinainy 30 Septambra 2013


Nampahafantarina ampahibemaso ny vahoaka vory maro teo amin’ny kianja CRJS Toamasina ny sabotsy teo, nandritra ny fahatongavan’ny delegasiona notarihin’i Neny Lalao Ravalomanana sy ny kandida Dr Jean Louis Robinson nanao fampielezan-kevitra tao an-toerana, ireo kandida solombavambahoaka narotsaky ny ankolafy Ravalomanana ao Toamasina I sy Toamasina II. Ny mpandrindra ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ny Faritra Atsinanana Me Rasamimaka Mahefalahy no nampahafantatra azy ireo. Rtoa Mahasahy Chantal no mitarika ny lisitra ho an’i Toamasina I ary Rtoa Voizy Blondine kosa ny ao Toamasina II.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT