Radavidson Andriamparany

> Manohitra ny fizarŕna vola hividianana ny safidin’ny Malagasy


  • Alatsinainy 30 Septambra 2013


Fihaonana tamin’ny vahoakan’i Fianarantsoa tao amin’ny kianjan’Ampasambazaha no nanamarihan’ny kandida Radavidson Andriamparany ny fampielezan-kevitra ny sabotsy 28 septambra tolakandro teo. Lohahevitra novoaboasany nandritra io fihaonana io ny

fanamafisana ny firaisankina eo amin’ny samy Malagasy, ny fametrahana ny fahamarinana, ny fampandrosoana ny faritra tsirairay, ny fampitomboana ny harinkarena faobe sy fitsinjaràna izany ara-drariny ary ny fampirisihana ny Malagasy hiasa. Nialoha io fihaonambe io dia nitety ireo Distrika ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony ny kandida. Nanamafy Radavidson Andriamparany fa manohitra tanteraka ny fizaràna vola ho fividianana ny safidin’ny Malagasy mandritra izao fotoanan’ny fampielezan-kevitra izao ny tenany.

 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT