- Zoma 04 Oktobra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Nampanantena ny hanokatra ireo orinasa nikatona
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny olona no miova fa ny rafitra sy ny lalàna ary ny fomba fanao dia mbola hitohy hatrany eo anatrehan’ny fifidianana filoham-pirenena hotanterahana ankehitriny, hoy i Pety Rakotoniaina, filohan’ny antoko Tambatra.
Hamaky ny tohinyNy Distrikan’i Betafo sy Mandoto ao anatin’ny Faritra Vakinankaratra ary ny Distrikan’i Miandrivazo, Faritra menabe.
Hamaky ny tohinyManjavozavo tanteraka hatreto ireo andraikitra sahanin’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI-T) sy ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) voalazan’ny lalàna.
Hamaky ny tohinyTsy mbola tena mipetraka ny fitoniana politika eto amintsika amin’izao fotoana izao, hoy ny kandida Lezava Fleury izay anisan’ny tsy dia mankasitraka loatra ny fanatanterahana ity fifidianana amin’ny 25 oktobra 2013 ity.
Hamaky ny tohiny