Dr Jean Louis Robinson sy Neny

> Ho avy ao Amoron’i Mania anio


  • Talata 01 Oktobra 2013


Ela niandrasana ny vahoakan’Amoron’i Mania fa izao vao ho avy hitsidika azy ireo ny kandida filoham-pirenena Dr Jean Louis Robinson, Kandida “favôri” miaraka amin’i Neny Lalao Ravalomanana. Vahoaka an’aliny no efa vonona hihaino ny fandaharan’asan’ity kandidan’i Dada ity mandritra izao fampielezan-kevitra izao anio talata 01 oktobra, ao amin’ireo Kaominina sy renivohitry ny Distrika hotsidihany. “Ny antsika ! Ny vahoaka aloha no andrianina, aza matahotra, minoa fotsiny ihany”. Efa vonona hatramin’ny faran’ny herinandro lasa teo ireo komity mpanohana ao Amoron’i Mania tarihin’ny CST Lovanantenaina Rakotonirina izay sady kandida solombavambahoaka mitarika ny lisitra ankolafy Ravalomanana ao Ambositra.

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT