• Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Pierrot Rajaonarivelo
Milaza ny hanarina ireo orinasa nikatona sy potika

Toamasina no nanohizan’ny kandida Pierrot Rajaonarivelo ny fampielezan-keviny ny sabotsy teo, teo amin’ny kianjan’ny lycée teknika Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Bileta tokana
Tsy mahafoana ny hosoka

Efa ela no nitakiana ny fampiasana ny bileta tokana voafaritra ao anatin’ny lalàna mifehy ny fifidianana eto Madagasikara, hoy Rakotovazaha Olivier, Sekretera jeneralin’ny antoko MFM.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Antoko TEZA
Manohana ny kandidan’ny ankolafy Ravalomanana

“Tsy niala tao anaty ankolafy Ravalomanana izahay, fa tsy mankasitraka kosa ity fifidianana atao tery vay manta ity”, hoy ny Minisitry ny fiompiana sady Sekretera jeneralin’ny antoko Teza, Ihanta Andriamandrato omaly tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Edgard Razafindravahy
Nampanantena hanangana ho faritra an’i Mangoro

Nigadona tao Moramanga ny kandida Edgard Razafindravahy omaly zoma 04 oktobra nanazava mikasika ny fandaharan’asany hanarenana an’i Madagasikara ity.

Hamaky ny tohiny
FTT