• Sabotsy 05 Oktobra 2013
Fampielezan-kevitra
Betsaka ny tsy fanarahan-dalana hitan’ny KMF

Nanao tatitra mikasika ireo zavatra hitany sy tsapany hatramin’ny nanombohan’ny fampielezan-kevitra, tapa-bolana latsaka izay, ny KMF/CNOE omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Monja Roindefo
Niverina nitarika olona teny Ambohitsorohitra

Folo andro aty aorian’ny fanombohan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana ny ho filoham-pirenena vao taitra amin’ny torimasony ny kandidà Monja Roindefo Zafitsimivalo niaraka tamin’ny antoko Monima Ka Miviombio tarihany ka nirotsaka voalohany tamin’izany omaly zoma 4 oktobra amin’ny maha kandidà azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Rafidinjatovo Zafimahaleo
Hahita amin’ny vahoaka ianareo kandidà ireo

Tsy sasatry ny mamerimberina izahay fa tsy izy io fifidianana io, hoy Razafinjatovo Zafimahaleo avy amin’ny Green Gasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2013
Lalao Ravalomanana
«Safidy hiantraika amin’ny fiainantsika ity»

Nihazo iny lalam-pirenena fahatelo iny ny dian’ny Dr Robinson Jean Louis, kandidà ho Filoham-pirenena natolotry ny Antoko AVANA, sy ny delegasiona miaraka amin-dRamatoa Lalao Ravalomanana ao amin'ny Ankolafy Ravalomanana nitondra ny hafatrafatra amin'ny vahoaka Malagasy amin'izao fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT