Hery Rajaonarimampianina

> Nampanantena ny hanokatra ireo orinasa nikatona


  • Zoma 04 Oktobra 2013


Tao Antsirabe ny kandida Hery Rajaonarimampianina nifamotoana tamin’ireo mpomba sy mpanohana azy. Nambarany fa dia hosokafana avokoa ireo orinasa rehetra nikatona izay nampalaza an’Antsirabe mba hisy asa ho an’ny tanora. Nolazainy indray koa fa hamboarina ny lalana mankany Soanindrariny sy Ambano, izay efa namoahana vola an-tapitrisany tamin’ny andron’ny Praiminisitra lefitra misahana ny fampandrosoana sy fanajariana ny tany teo aloha ary anisan’ireo kandida filoham-pirenena, Hajo Andrianainarivelo.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT