• Alarobia 06 Novambra 2013
CENI-T
Maika amin’ny famaranana ny asany ny olom-pirenena

Tena nanantena ny fahombiazana sy fangaraharana teo amin’ny fomba fiasan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana mahaleotena ny olom-pirenena, hoy ny SeFAFi.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2013
CES
Lalàna fa tsy fitoniana

Fangatahana ny hanaovana ny fampitahana ny firaketana an-tsoratra, fangatahana fanafoanana ny voka-pifidianana sy ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany natao tamin’ny 25 oktobra 2013, fitarainana momba ny lisi-pifidianana, fandikan-dalàna amin’ny fametrahana afisy, famenoana ny firaketana an-tsoratra, filazana fa tena tsy nitovy mihitsy ny herijika niatrehan’ny kandida tsirairay avy ny fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2013
Kandidà gisitra
Manonofy antoandro

Mitaky ny fanafoanana ny fifidianana ireo kandida efatra mirahalahy dia i Tehindrazanarivelo Alain, Lahiniriko Jean, Voninahitsy Jean Eugène ary Noelson William noho ny hamaroan’ny fandikan-dalàna maro sy ny tsy fahatomombanana.

Hamaky ny tohiny
FTT