Lehiben’ny Faritra Melaky

> Mifikitra amin’ny sezany nefa kandida depiote


  • Alarobia 06 Novambra 2013


Tokony hametra-pialana avokoa ny tomponandraiki-panjakana rehetra mifaninana amin’ny fifidianana solombavambahoaka. Nahavita izany ny Minisitry ny fitsarana sy ny lehiben’ny faritra Vatovavy Fitovinany. Mbola miandraikitra ny asan’ny lehiben’ny Faritra Melaky hatramin’izao kosa i Tatahafa Lahimandakotsifolaky izay mirotsaka ao Maintirano amin’ny anaran’ny Les AS. Araka ny vaovao avy any an-toerana aza dia mbola naka vola mitentina 40 tapitrisa Ariary ny tenany tamin’ny 22 oktobra 2013. Vola izay tokony handoavana ny karaman’ny sefo Fokontany. Andrasana ny fampiharana ny lalàna ataon’ny fitondram-panjakana satria vao tsy ela ny Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny atitany no nampitandrina ireo mandika ny lalam-pifidianana.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT