• Sabotsy 09 Novambra 2013
Pety Rakotoniaina
Mihemotra ny demokrasia

Nambaran’Atoa Pety Rakotoniaina izay filohan’ny APRN nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Motel Anosy omaly io teny io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Novambra 2013
Rakotoarisoa Andrianjaza Jean Seth
Solombavambahoaka tena mihaino ny vahoaka no izy

Kandidà ho solobavambahoaka lah.24 hifaninana eo anivon’ny Boriborintany faha-III eto an-drenivohitra ny tsy miankina Rakotoarisoa Andrianjaza Jean Seth Dieudonné.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Novambra 2013
Rasolofoson Ratsimbazafy Eugène
Avelao hanao fampielezan-kevitra ny mpanao vato fotsy sy vato maty

Hevi-baovao tsy mbola faheno teo amin’ny tontolon’ny fiatrehana fifidianana hatrizay ity an’Atoa Rasolofoson Ratsimbazafy Eugène filohan’ny fikambanana VOMZM (Vondron’Olona Miaro ny Zon’ny Mpanjifa) ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Dr Robinson Jean Louis
Mitombo isa ireo mpanao politika ao Amoron’i Mania milaza fa hanohana azy

Ambentin-dresaky ny olona ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ankehitriny ny resaka fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena hotanterahina amin’ny 20 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Alarobia Vs Ambohitsorohitra
Ny CENI-T hamoaka voka-pifidianana, Rajoelina hamory minisitra vitsivitsy

Anio amin’ny telo ora tolakandro no hanambara ny voka-pifidianana vonjimaika eny amin’ny foiben-toerany eny Alarobia ny vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana na ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Kandida filoham-pirenena
Tsy mbola matotra ara-politika

Efa samy nahafantatra hatrany am-boalohany ireo kandida mpifaninana rehetra tamin’ity fifidianana filoham-pirenena tena miavaka teto Madagasikara ity fa tsy feno tanteraka ireo fepetra hanatanterahana izany. Tsy nisy tamin’izy ireo ihany koa anefa no nitsipaka ny fanatontosana azy io, hoy i Serge Zafimahova mpikambana ao amin’ny “Club Développement et Ethique”.

Hamaky ny tohiny
FTT