• Zoma 08 Novambra 2013
Ralitera Andrianandraina
“Tonga ny fotoana handraisako ny andraikitro”

Ralitera Andrianandraina, Talen'ny fiarovana tao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana. Ankehitriny, kandida solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faharoa eto Antananarivo. Mahatsapa ny tenako ankehitriny fa tonga ilay fotoana handraisana andraikitra hiarovana ny vakoka rehetra, mba hananantsika indray ny hambom-po hijoroana amin’ny maha Malagasy antsika. Dinidinika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2013
Pierrot Rajaonarivelo
Izay no vita

Raha nisy ny mpanao politika tena afa-baraka tamin’ny fifidianana filoham-pirenena dia lohalaharana amin’izany Atoa Pierrot Rajaonarivelo, izay tsy tafiditra ao anatin’ireo kandida 7 nahazo vato betsaka indrindra akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2013
CDE (Club Développement et Ethique)
Hanohana an’ny Dr Robinson amin’ny fihodinana faharoa

Nanapa-kevitra ny hanohana an’ny kandidan’ny Avana dokotera Robinson Jean Louis amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hotanterahana ny zoma 20 desambra 2013 ny «Club Développement et Ethique».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2013
Edgard Razafindravahy
Hiala amin’ny fahanginany

Nisafidy ny datin’ny anio zoma 7 novambra mba hilazany ny heviny momba ny fifidianana sy ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny Atoa Edgar Razafindravahy, kandida nofinidin’ny antoko TGV nandritra ny kongresiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2013
Fifidianana Solombavambahoaka
Vonona Randrianantenaina José

Anisan’ireo hifaninana amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ny 20 Desambra ho avy io Randrianantenaina José, izay efa solombavambahoaka tao amin’ny Distrikan’Antsirabe faharoa iny ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT