Gadra politika

> Dr Robinson no dadabe noely ho azy ireo


  • Talata 05 Novambra 2013


Hadino tsy misy mpiresaka ireo gadra politika, takon’ny fifidianana tanteraka. Mbola betsaka anefa izy ireo no any am-ponja, ary miaramila ny ankamaroany. Niady ny rariny izy ireo sy ny fianakaviany avy tao anatin’izay efa-taona izay, saingy fitsarana politika no teo anoloany ka dia tsy afa-nanoatra. Ho avy ity ny faran’ny taona, maniry ny mba hanao krisimasy sy fetin’ny faran’ny taona eo anivon’ny fianakaviany avy ireo gadra politika mbola any am-ponja ireo. Ny Dr Robison Jean Louis no heverin’izy ireo fa dadabe noely amin’ity 2013 ity. Ity farany izay mivoy mandrakariva ny fihavanam-pirenena, ka andrian’ny fanantenan’izy ireo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT