• Talata 05 Novambra 2013
Monja Roindefo
Fanafoanana fifidianana sisa no fanantenany

Tonga nivantana nanatitra ny taratasy fitarainany tetsy amin’ny CES Ambohidahy omaly antoandro ny kandida Monja Roindefo Zafitsimivalo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2013
Se.Fa. Fi
Omaly tsy niova ny fomba amam-panao ara-politika

Namoaka ny tatitra ankapobeny mikasika ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2013
Pastera Radimilahy Joseph
“Ny ankolafy Ravalomanana no hitondra eo”

Faminaniana azon’ny Pastera Radimilahy Joseph tamin’ny novambra 2012 no milaza an’io, ary tsiahiviny sy ijoroany vavolombelona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2013
Fifidianana depiote
Misokatra ny “QG”-n’i Jaytaxx etsy Amboditsiry

Tao anatin’ny lanonana tsotra nefa nilamina no nitokanan’ny kandidà solombavambahoaka (#22) ao amin’ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo Renivohitra, Rasolojaona Tahiana na “Jaytaxx” sy ireo namany, ny foibe “Raiso ny dimy” etsy Amboditsiry.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2013
«Tournoi Mafy Be Fihavanana» - Manjakaray
Nanohana mavitrika i Guy Rivo Randrianarisoa

Omby iray niadian’ny ekipan’ny Jumbo Score sy ny FCE teo amin’ny sokajy “sénior” ary ondry 4 ((1) lasan’Analamahitsy sokajy U-13, (1) lasan’i Manjakaray sokajy U-15, (1) lasan’ny Fivoarana Ivandry sokajy vehivavy, ary (1) farany lasan’ny FC Papa, sokajy “vétéran”) no nozaraina tetsy amin’ny kianjan’i Manjakaray omaly alahady teo amin’ny fifaninanana kitra lalaovin’olona 7 “Mafy Be Fihavanana” nokarakarain-dry Rado Rakotonindrina sy Nicolas Ramamonjisoa mpandrindra lalao eny amin’ny boriborintany faha-5.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2013
Komity mpanohana an’i Camille Vital – Frantsa
Mitombo ny ahiahy amin'ny fanodinkodinana ny valim-pifidianana

Miahiahy amin’ny fisehon'ny fanisam-baton'ny mpifidy sy ny fizotry ny fanangonana ny vokatra tamin' ny fifidianana ny komity manohana an' i Camille Vital any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
FTT