- Alakamisy 14 Novambra 2013
Rasoamalala Odette Brenda
Tsy ho ela dia hody ventiny ny rano nantsakaina
Mifantoka amin’ny fiatrehana ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena hotanterahina miaraka amin’ny fifidianana solombavambahoaka hatao amin’ny 20 desambra ankehitriny ny etamazaoro politika.
Hamaky ny tohiny