Manoela Ralaimampisainarinony

> Lalŕna ho an’ny Malagasy aloha


  • Zoma 13 Desambra 2013


Mazava ny hafatra hoentin’ny kandidà Manoela Ralaimampisainarinony natolotry ny Gasy Tia Tanindrazana ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo Renivohitra isaky ny mihaona mivantana amin’ny vahoaka izy amin’ny fanaovana fampielezan-kevitra fanatonana ifotony amin’izy ireo ao amin’ity faritra ity. Lalàna ho an’ny Malagasy aloha izay mampandroso, mampiadana, mampiray sy mampihavana ny Malagasy ... Kandidà tsy mbola nivadi-belirano amin’ny filoha Marc Ravalomanana i Manoela ary vonona ny hanangana firenena vanona miaraka amin’ny kandidà ho filoham-pirenena natolony dia i Robinson Jean Louis. Aza matahotra… Manoela n°30 no fehizoro tsara ho sombavambahoakan’ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT