Marc Ravalomanana

> Mijery antsika izao tontolo izao amin’ny 20 desambra


  • Alakamisy 19 Desambra 2013


Mijery antsika izao tontolo izao amin’ity fifidianana hatrehana amin’ny 20 desambra ity, hoy ny filoha Marc Ravalomanana niditra nivantana tamin’ny alalan’ny «Vidéo-conférence» omaly tetsy amin’ny Coliséum Antsonjombe, ka tongava mifidy fa aza mety horebireben’iza na iza mba ahafahana mivoaka amin’ny krizy izay niainana tao anatin’izay efa-taona sy tapany izay. Jereo tsara fa misy ny hala-bato. Tsy maintsy hanangana firenena vanona indray ny Malagasy fa mby eo anatrehan’ny kihon-dalana goavan’ny tantaran’i Madagasikara. Efa antomotra ny fisandratan’ny voninahitr’Andriamanitra, hoy izy, ka tsy ho lava resaka aho fa mbola manamafy ombieny ombieny «Tongava mifidy !» amin’io 20 desambra io.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT