Lalao Ravalomanana

> Midina ifotony manentana ny olona hifidy


  • Talata 17 Desambra 2013


Nitohy tany amin’ny Faritra Itasy, Bongolava ary Vakinankaratra ny fitsidihana fanohanana ireo kandida depioten’ny ankolafy Ravalomanana ataon’i Neny. I Miarinarivo, Anosibe Ifanja, Andolofotsy, Ampary, Amparaky, Vinaninony Atsimo, Mahasolo, Anosy ary Ambalanirana no notsidihiny omaly sady nanentanany ny olona hifidy ho filoham-pirenena an’i Robinson jean Louis sy ireo kandida depiote atolotr’i Dada.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT