Lalao Ravalomanana

> Tamin’ny 6ora maraina dia efa tonga handatsa-bato


  • Sabotsy 21 Desambra 2013


Vao maraina dia efa nigadona tetsy amin’ny lisea Julles Ferry Faravohitra, Boriborintany voalohany, hanatanteraka ny adidiny amin’ny latsa-bato i Neny Lalao Ravalomanana omaly. Tamin’ny enina ora maraina, ora voatondron’ny lalàna hisokafan’ny birao fandatsaham-bato izy sy i Tojo Ravalomanana zanany lahiaivo dia efa tonga teny an-toerana. Navitrika vao maraina ny mpifidy teto satria  dia  filaharam-be vao maraina no tazana teny an-toerana. Midika izany fa maika hamarana ny krizy  ny Malagasy ary anisan’izany i Neny Lalao Ravalomanana izay nitarika ny mpifidy hanefa ny adidiny.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT