Fifidianana filoham-pirenena

> Faritra valo no miantoka ny fandresena


  • Sabotsy 21 Desambra 2013


Nisy ny fanadiahadiana ny fizotry ny fifidianana sy ireo ampaham-bokatra voalohany nivoaka tamin’ny fifidianana  filoham-pirenena fihodinana faharoa sy fifidianana solombavam-bahoaka natao ny 20 desambra, nanasan’ny fahitalavitra tsy miankina TV Plus Madagascar mpanao politika vitsivitsy toa an’i Ranaivoson Henri Roger, Gilbert Raharizatovo, Paul Rabary ary Gothlieb. Nandritra izany no nilazan-dRanaivoson Henri Roger fa faritra valo no mamaritra ny fandresen’ny filoham-pirenena noho izy ireo ahitana ny 50%-n’ny mpifidy dia Analamanga, Vakinankaratra, Itasy, Bongolava, Matsiatra Ambony, Atsinanana, Alaotra Mangoro ary Amoron’i Mania.

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT