- Zoma 03 Janoary 2014
MAP
Paikadim-pirenena ho amin’ny fampandrosoana no hanoloana azy
Raha tsy misy ny fiovana dia hanomboka amin’ity taona vaovao 2014 ity ny «Stratégie nationale de relance du développement». Io fandaharan’asa io no hanoloana ny Madagasikara Am-Perinasa tamin’ny fitondrana Ravalomanana eo am-piandrasana ny fijoroan’ireo rafitra vaovao ao anatin’ny Repoblika fahefatra.
Hamaky ny tohiny