- Alakamisy 02 Janoary 2014
Kandidà Jaytaxx
Nametraka fitoriana maromaro
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Anisan’ny nanaitra ny mpanao gazety ny nahita an-dRtoa Savaron Malala mpanao politika nivezivezy tetsy Ambohidahy foiben-toeran’ny CES ankehitriny ary nivimbina antontan-taratasy haterina ao amin’ity sampana mpitsara fifidianana ity.
Hamaky ny tohinyManamafy hatrany ny heviny amin’ny tokony hangalan’i Marc Ravalomanana sy Andry Nirina Rajoelina tahaka ny nataon’i Nelson Mandela, ny AMF/3FM tarihan’ny filohany ny Rév Ndriamanampy Satrobory, samy hitarika ny mpomba azy avy ho any amin’ny fampihavanana fa izay no hampisy fitoniana eto amin’ity firenena ity.
Hamaky ny tohinyNihoapampana ny hosoka niseho nandritra sy taorian’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka notanterahina niaraka tamin’ny 20 desambra lasa teo tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy, indrindra tao amin’ny Distrikan’Ampanihy, araka ny fijoroana vavolombelona nataon’i Augustin Tirike, mpandrindra ny fampielezan-kevitry ny kandida filoham-pirenena Dr Robinson Jean Louis sady kandida depioten’ny AVANA tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny